| Entry | 1 fitambatambazana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 tambitamby |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fanaovana izay hijerenan'ny olona ny tena, izay hahazoan'ny tena sitraka avy amin'ny hafa. 5 [1.62] [f-i-tambitambi-az-ana > f-i-tambatambàzana] fanaovana an' izay hampalefaka sy sainy sy fon' nyolona tiana hahazoana sitraka |
| Explanations in French |
6 [1.3#659] l'action de se faire caresser, le motif |
| Updated on 2025/08/02 |
|