|
|
|
|

Entry1  fitambesarana
Part of speech  2  noun
Root  3  tambesatra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanindriana na fiankinana mafy amin'ny...: Ny fitambesaran'ny tafo amin'ny rindrina no ilana ny fahamafisan'ny rindrina.
Explanations in French  5  [1.3#658] L'action de peser dessus, la cause

Updated on 2025/07/29