| Entry | 1 fitambezoana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 tambezo |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin' izay efa nangatahina ihany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany |
| Synonyms | 5 fitambezonana |
| Updated on 2025/07/29 |
|