|
|
|
|

Entry1  fitambotsorana
Part of speech  2  noun
Root  3  tambotsotra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fidinana ambany, fikorisana midina: Tsapao matetika ny zanakao ao am-babena fa mety nianjera noho ny fitambotsorany.
Tsy fahajoroana ka mianjera: Tsy nisy nahita ny fitambotsorany tamin'izy torena.
Fihenana, fihaosana, fandrorona: Hita mazava izao ny fitambotsorany amin'ny fahaiza miteny.
Explanations in English  5  [1.7] a decline in position or dignity
Explanations in French  6  [1.8] diminution, déclin, action de reculer

Updated on 2025/07/29