|
|
|
|

Entry1  fitampesonana
Part of speech  2  noun
Root  3  tampesona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso: Aoka izay ny fitampesonanao fa tsy hahazo na inona na inona amiko akory ianao.

Anagrams  5  fisampotenana, fitampesonana

Updated on 2025/07/29