| Entry | 1 fitampifiana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 tampify |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fisisihana miery eo anila, fisisihana ho eo anila noho ny fitadiavana fiarovana: Rehefa misy atahorany, ny zavatra voalohany ataon' ny zaza, dia ny fitampifiany amin' ny reniny Fiankinana, fipetahana mifanoroka amin' ny...: Tsy mahasalama ny fitampifian' ny tranon' akoho amin' ny trano lehibe |
| Updated on 2024/12/11 |
|