|
|
|
|

Entry1  fitanisana
Root  2  tanisa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanaovana tanisa.
Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana?
Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany. [1.1]
All compound words  5  fitanisana ny matoanteny

Anagrams  6 fanitsiana, 7 fitanisana

Updated on 2025/10/08