Entry | 1 fitanondrehana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tanondrika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiondrehan'ny loha noho ny alahelo, na ny hasasarana, na ny hanoanana: Hontsa aho nahita ny fitanondrehan'izy telo mianaka tsy nihinankanina hateloana. |
Anagrams | 5 fitanondrehana, nifandrotehana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |