Entry | 1 fitanondrika |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tanondrika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba na toetran'ny olona mitanondrika, miondrika noho ny alahelo na ny hasasarana na ny hanoanana. |
Anagrams | 5 fitanondrika, natandrifiko, nifandrotika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |