Entry | 1 fitanontanona |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tanontanona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitanontanona, izany hoe mipetrapetraka mitsikamokamo eo akaikin'olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo. |
Anagrams | 5 fitanontanona, fitonantonana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |