|
|
|
|

Entry1  fitaovana
Part of speech  2  noun
Root  3  tao
All compound words  4  18 words containing fitaovana
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe
Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany
Explanations in English  6  [1.2] [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc.
7  [1.7] arms and supplies for war; instruments, equipment
Explanations in French  8  [1.8, 1.13] matériel
9  [1.8] armes et matériel de guerre ; instruments
10  [1.13] appareil
Examples  11  [2.117#] Ireto avy ny fitaovana ilaina.
12  [2.445#] Namboatra fitaovana maro samihafa izy.
13  [2.366#] Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina.
Vocabulary  14  Tools
15  Military

Anagrams  16  afa-tavony, fiavotana, fitaovana, tafaviona

Updated on 2025/08/10