|
|
|
|

Teny iditra1  fitapitaka
Fototeny  2 fitaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif fréquentatif] [1.3#168]
Ohatra  5  Mivarina ho laingalainga sy fitapitaka mahay mioliolika ireny; [2.470]
6  Raha tsy marina kosa, fa volohalan' ny tsy tia sy fitapitaka ataon' ny hafa, dia io ny tara-tasiny porofo midradradradra ilay fitia miafina ao am-pony! [2.499]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  8 fatipatika, fitapitaka, 9 tafapitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19