Entry | 1 fitaratra |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 taratra |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Tamaboha fisaka fanao amin' ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana mahita izay rehetra any ivelany: Mometaka fitaratra amin' ny varavarankely Tamaboha malamalama tsara ary nasiana manjany ao an-damosiny ka afaka mamerina ny sarin' izay zavatra eo anoloany: Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina |
Explanations in English |
15 [1.2] Glass, a looking-glass, a mirror. |
Explanations in French |
16 [1.3] manière de regarder, le miroir, la glace, ce qui réfléchit la lumière 17 [1.13] vitre |
Examples |
18 [2.4] Izaho, hono, izany no mba fitaratra! 19 [2.69] mba mijere tandindona aloha vao mizaha fitaratra. 20 [2.117] Farafaharatsiny soloana karakara vy madini-maso ny fitaratra. |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word fitaratra |
Article |
22 Randzavola: fitaratra ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 23 afatratry, fitaratra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |