|
|
|
|

Entry1  fitebitebena
Root  2  tebiteby
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanahiana sy fahatahorana fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena: Loza ny fitebitebeny nandritra ny alina nialoha ny fitsarana. [1.1]
All compound words  5  tsy fitebitebena

Updated on 2025/10/08