Entry | 1 fiteboka |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 teboka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.62] fiasana lavalava marani-doha ny ilany ary misy faritra azo ikapohana azy amin' ny tantanana ny ilany hilentehany kely ao anaty metaly sy ahazoana dian-teboka. Ilaina io dian-teboka io mba tsy hampikaviavia sy hampisolifatra ny kamositra rehefa manomboka mandavaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |