|
|
|
|

Teny iditra1  fitepo
Fototeny  2 tepo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetra na fomban' ny zavatra mitepo, izany hoe mipaipaika, midondona moramora [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 battement [1.13]
Ohatra  6  Tapitra fitepo hatreo ny fonao tia, rahavako. [1.274#mg]
Tovy hevitra  7 fitepotepo
Kamban-teny rehetra  8 fitepon' ny fo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09