|
|
|
|

Entry1  fitepoana
Root  2  tepo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fipepehana, fidondonana moramora, fiemponemponana: Nohenoin' ny dokoterany fitepoan' ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony [1.1]
Synonyms  5  fitepotepoana, fitepo

Updated on 2025/09/12