Entry | 1 fitetehana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tetika |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny |
Explanations in French |
10 [1.13] débitage |
Examples |
11 [2.270#] Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina; |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |