| Entry | 1 fitetezana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 tety |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fandehanana manitsaka toerana maro: Fitetezam-paritany Famisavisana, filazana tsirairay: I dadabe no mahay ny fitetezana ny havana rehetra mifandray aminay, fa izahay tsy misy mahalala |
| Updated on 2024/12/11 |
|