|
|
|
|

Teny iditra1  fitia mifono avona
Singan-teny  2 fitia, 3 mifono, 4 avona
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fitiavana atao an-kifonofono toa mahamenatra ny mampiseho azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12