|
|
|
|

Entry1  fitiavana
Part of speech  2  noun
Root  3  tia
All compound words  4  11 words containing fitiavana
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao
Explanations in English  6  [1.7] love, affection, liking
Explanations in French  7  [1.8] amour, affection
Vocabulary  8  Emotions
Proverbs  9  Proverbs containing the word fitiavana

Updated on 2025/08/10