|
|
|
|

Entry1  fitobahana
Part of speech  2  noun
Root  3  tobaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitopazan' ny rano fzay mihoa-pefy: Ny fitobahan' ny rano amin' ny siny. / Mikisaha fa tsy hitahita akory ny fitobak' iny rano mangotraka entin' Ikoto iny
Habetsahana sesehena: Endre izany fitobahan' ny vary ao an-tsena! Fararano tokoa ny andro
Synonyms  5  fitobaka

Updated on 2024/12/11