|
|
|
|

Entry1  fitoerana
Part of speech  2  noun
Root  3  toetra
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fipetrahan' ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy
Ao amin' ny vatana salama no fitoeran' ny saina salama
Toerana: Ataovy amin' ny fitoerana maina ireo voankazo ireo
Toerana omby hipetrahana: Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy
Zavatra ametrahan-javatra hafa: Fitoeran-dranomainty
Explanations in English  6  [1.7] a place, a location
Explanations in French  7  [1.8] endroit, place
8  [1.13] emplacement, position, siège
Proverbs  9  Proverbs containing the word fitoerana

Anagrams  10  aforetany, aretin' afo, atrefinao, fatinareo, fierotana, fioretana, fitoerana, iforetana, ifoterana, irefotana, naefitrao, notafaery, tafinareo

Updated on 2025/08/10