|
|
|
|

Entry (1/3)1  fitohana
Part of speech  2  noun
Root  3  tohana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, zavatra iankinana: Tsy toy izao velively ny fomba fitohan' ny voninkazo amin' ny rindrina
Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, misy zavatra manakana: Ny fitohan' ny rano any irà no mahakely ny rano manondraka ny tanimbolintsika

Entry (2/3)5  fitohana
Part of speech  6  noun
Root  7  tohana
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Toetran' ny olona mitohana, izany hoe maharitra fotoana elaela tsy mivalana

Entry (3/3)9  fitohana
Part of speech  10  noun
Root  11  toha
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Fitadiavana (remby, zaha)

Anagrams  13  afantohy, fihotana, fitohana, fotahina, hafatony, hafotany, hanafito, hatafony, hitafoan, hotafain, hotafian, hotafina, ifantoha, notahafi

Updated on 2025/01/21