|
|
|
|

Entry1  fitohanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#355] Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho an' ny zazakely
Fiankinana: Asivy fitohanana itỳ zanakazo itỳ fa mita hitolefika
Explanations in French  4  [1.3#709] L’action de s'appuyer sur, l'étai, l’aide, le lieu, le motif
Root  5  tohana

Anagrams  6  fantohanay, fiantohana, fitohanana, hanafitoan, hifanatona, hifantanao, ifantohana, nitafoahan, notahafina

Updated on 2025/01/21