|
|
|
|

Teny iditra1  fitohizambalala
Singan-teny  2 fitohizana, 3 valala
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan' ahitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 The name of an herb used in stringing locusts together.
7 Same as fitoiakolatsa [Betsileo] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 (de fitohizana, racine tohy, ce qui sert à enfiler ; et valala : sauterelles).
9 Nom de diverses Cyperaceae dont la tige est employée par les enfants pour enfiler les sauterelles et autres petites proies lorsqu'ils vont à la chasse.
10 Surtout : Cyperus compactus Retz. et Pycreus polystachyos (Rottb.) P. Beauv. (Cyperaceae).
11 La décoction des souches de ces plantes est administrée comme odi-kibo, remède contre les maux de ventre. [Merina] [1.196]
Ohatra  12  Raha ny filaharan' ny ravin' ny zozoro na ny herana na ny fitohizambalala kosa no dinihina, dia ho hita fa misy ravina telo amy ny indray manodidina ny taho. [1.357#5]
Voambolana  13  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17