|
|
|
|

Entry1  fitokanan-trano
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  fitokanana, trano
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fipetrahan' ny mpivady vao ao amin' ny trano anankiray, tsy mikambana amin' ny ray aman-dreniny
Examples  5  [2.649#] Toa tsy mbola nisy fahavorian' olona marobe tahaka izany, na tamin' ny fitokanantrano, na tamin' ny lohavolana, na tamin' ny Isan' Enim-Bolana

Updated on 2025/07/29