Entry (1/2) | 1 fitomboka |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tomboka |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Toetran' ny zavatra mitomboka, izany hoe misy tomboka |
Entry (2/2) | 6 fitomboka |
Part of speech | 7 noun |
Root | 8 tomboka |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Soratra sy sary voasokitra amin' ny fingotra, izay tsindriana amin' ny ranomainty natokana ho amin' izany, ka atomboka amin' ny taratasy ary dia mamerina ilay soratra sy sary. (Ny fitomboka dia mazàna atao ho fanamarinana ny maha-ara-dalàna ny taratasy misy azy) |
Explanations in French |
10 [1.13] cachet |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |