|
|
|
|

Entry1  fitondrahana
Part of speech  2  noun
Root  3  tondraka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity
Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona

Anagrams  5  fihondratana, fitondrahana, hifandrotana

Updated on 2025/01/21