|
|
|
|

Teny iditra1  fitondrantena
Singan-teny  2 fitondrana, 3 tena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 toe-piainana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Conduct, personal behaviour [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 conduite [1.5#299]
Ohatra  8  Koa mahavaly tanteraka ny fitondrantena koa ve ny tsiny? [2.296#]
9  Nandoka ahy, aminy fitondrantena, sy ny fahaizana soratra; [2.59#]
10  Fantany ny fitondrantena sy ny fitsipika harahina mba ho salama. [2.332#]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02