Entry | 1 fitontohitra |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tontohitra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra mitontohitra, izany hoe mitohy misesy tsy mitsahatra, mifandimby tsy an-kijanona: Ny fitontohitry ny fahoriana no nahatonga ny Ntaolo hanao ilay ohatra hoe: Sorona afon' ikala adalo, ka ny aloha tsy lany, ny aoriana asesika ihany |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |