Entry | 1 fitosiana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tosy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenampitia amin' ny olona ifampiresahana: Endre izany fitosian' i Bao kely amin-dreniny raha misy zavatra angatahiny |
Anagrams | 5 afotsinay, fitosiana, fotsianay, itsofanay |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |