|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 requête, supplique, demande familière, comme celle d’un enfant à ses parents [1.3#734]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)11  tosy
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 Voakasika (ilazana ny kanety lalaovin' ny ankizy rehefa mifampikasika alohan' ny hidirany ao anaty lavaka): Tosy, leity a ! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 touché, se dit d’une bille qui a touché quelqu’un ou une autre bille au jeu
15 touché, se dit des caractères d imprimerie sur lesquels on fait passer le rouleau [1.3#734]
Voambolana  16  Kilalao

Fivaditsoratra  17 itso, 18 otsy, 19 sito, tosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19