Entry | 1 fitoviana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fifanahafana, fifandraikana, tsy fahasamihafana: Misy fitoviana amin' izy roa lahy ireto |
Explanations in English |
4 [1.7] equality |
Explanations in French |
5 [1.8] égalité; ressemblance |
Examples |
6 [2.424#] Ny tsy fitoviana kely dia ara-dalàna eo amin'ny olona. 7 [2.114#] fahazoana fitoviana eo amin' ny fiainana ara-batana lavorary. |
Root | 8 tovy |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |