|
|
|
|

Entry1  fitrandrahana
Part of speech  2  noun
Root  3  trandraka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny tany mba hambolena
Fikarohana lalina ao anatin' ny tany: Nalaza taloha ny fitrandrahana volamena teto Anivon' ny riaka
Explanations in French  5  [1.13] exploitation
Examples  6  [5.mg.http://www.youtube.com/watch?v] D9zhS9u4Fik&feature=player_embedded=fitrandrahana vy ao Soalala miaraka amin' ny sinoa WISCO

Updated on 2025/07/29