|
|
|
|

Entry1  fitrangana
Part of speech  2  noun
Root  3  tranga
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina
Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay
Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka

Anagrams  6  fanatringa, fitrangana

Updated on 2025/08/10