Entry | 1 fitranitrany |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tranitrany |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny mijery ny fitranitranin' ny taolan-tehezan' itỳ zaza tsy mahita hanin-kohanina itỳ |
Anagrams | 5 firantiranty, fitranitrany |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |