|
|
|
|

Entry1  fitrebehana
Part of speech  2  noun
Root  3  trebika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Filentehan' (ny zava-maranitra ao anatin' ny zavatra tsindronina): Ny fitrebehan' ny lefon' ny mpihaza ao anaty kibon' ny lambo

Updated on 2025/07/29