|
|
|
|

Entry1  fitrehatreha
Part of speech  2  noun
Root  3  trehatreha
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona mitrehatreha, izany hoe mirehareha amin' ny harena na fahaizana

Anagrams  5  fihetrahetra, fitrehatreha

Updated on 2025/01/21