|
|
|
|

Entry1  fitrosana
Part of speech  2  noun
Root  3  trosa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fividianan-javatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy tsara velively ny fitrosana fa mahatonga ny tena, araka ny filazan' ny olona hoe, "volan' olona mandehandeha"

Anagrams  5  faritsona, fitrosana, fitsorana, nafositra, nasafotry

Updated on 2025/07/29