|
|
|
|

Entry1  fitrosina
Part of speech  2  noun
Root  3  trosina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona mitrosina, izany hoe mianjera miantoraka any anoloana, na mangataka miambezo, na mikohaka izaitsizy, toetran' ny zavatra mikoa, mihotsaka

Anagrams  5  fitrosina, nafositry, nifositra, nisifotra, nofy ratsy

Updated on 2025/07/29