Entry | 1 fitsabo |
Root | 2 tsabo |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana Azo tsaboina [1.1] |
Examples |
5 Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona.
[2.424#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |