|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsaika
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  tsaika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitsaika, izany hoe mifantina izay voam-bary tsara hatao masomboly
Azo tsaikaina, azo fantenana

Entry (2/2)5  fitsaika
Part of speech  6  noun
Root  7  tsaika
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fomba entina mitsaika, izany hoe manatona moramora tsy re na mangalatra mangingina tsy misy mahita

Anagrams  9  afitsaky, afitsika, faitsika, fitsaika, fitsiaka, tsaikafi

Updated on 2025/07/29