Entry | 1 fitsaikonana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsaikona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famindran' ny soavaly mandeha haingana tsy manipy tanana; fanaovana hazakaza-madinika: Raha tsy tianao ny firiotran' ny soavaly, baikoy hanao fitsaikonana |
Anagrams | 5 atsinkafonay, fitakosinana, fitsaikonana, iafonantsika, iofanantsika, notsaikafina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |