|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitsakana
Fototeny  2 tsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1]
Tovy hevitra  5 fitsaka

Teny iditra (2/2)6  fitsakana
Fototeny  7 tsaka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [1.1]

Fivaditsoratra  10 afantsika, 11 fanatsika, 12 fanitsaka, fitsakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17