Entry | 1 fitsaohana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsaoka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohana no nataony teo anoloan' ny Filohan' ny Nosy Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy |
Anagrams | 5 fitosahana, fitsaohana, fitsoahana, hatsofanay, tafahosina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |