Entry | 1 fitsara |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Root | 3 tsara |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety Azo tsaraina |
Examples |
6 [2.996#] Fa raha izany, hataon' Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao? |
Anagrams | 7 faratsy, fa-tsira, fitsara, safitra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |