Entry | 1 fitselahana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tselaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Firehetana, famirapiratana, fanjelanjelarana, fitselarana: Ny fitselahan' ny hazavana avy amin' ny vatoafo ao anatin' ny haizina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |