Entry | 1 fitselehana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fandehanana haingana, fanaovan-javatra haingana: Ny fitselehany no itiavako io irakiraka io Fangalarana amim-pahakingana: Tsy lefitro ny fitselehana ny bokiko toy izany |
Explanations in French |
4 [1.3#758] la promptitude, l'agilité |
Root | 5 tselika |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |