|
|
|
|

Entry1  fitsentsefana
Part of speech  2  noun
Root  3  tsentsitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitrohana ranon-javatra amin' ny vava, fitrohana ny ao anaty zavatra: Ny fitsentsefan' ny renitantely ny mamin' ny voninkazo no anaovany ny maminy
Fihinanana ny soa: Ny fitsentsefan' ny mpanjana-tany ny zanatany no ifikirany mafy aminy
Explanations in French  5  [1.13] absorption, exploitation

Updated on 2025/07/29